Accueil Non classé Ry Malagasy, aleo ihany mifidy tsara toerana hianarana fa maro ny naman-tsika manenina rehefa tonga aty!

Ry Malagasy, aleo ihany mifidy tsara toerana hianarana fa maro ny naman-tsika manenina rehefa tonga aty!

0
6
52

Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo tsorina. Ny marina eto aloha, dia tsy aotran’ny taloha intsony: taloha ianao, afaka makaty dia afaka miova filiere autant de fois que vous voulez, fa izao, dia vaa miainga any dago, dia iny filiere iny foana no tsy maintsy tazomina satria raha tsy izana, dia annulé ny visa de séjour eto Frantsa.

Ny hitako koa, dia lasa sarotra be ny mitady asa eto, indrindra2 moa redefa vahiny ianao. Eo aloha ny “racisme” ary eto Frantsa, hitako hoe tena mahery ilay izy fa mody miafina ambadika fotsiny; eo koa ny favoritisme, satria maro moa ireo frantsay eto tsy manan-kasa ka ireo aloha no atao priorité. Maro ireo Malagasy manana diplome de medecine, nahavita tsara fa dia miafara lasa “asistant” any @ hopitaly public ireny; misy manana DESS na DEA de gestion fa dia miafara chef-chef eny fotsiny, no sady CDD, CDD, CDD, CDD foana. Maro koa ny Malagasy tsy maintsy mody apres 6 mois vita ny fianarana nefa efa zatra monina teto (nefa any @ i rainiboto, omena Visa de 2 ou 3 ans ireo MAlagasy mianatra any ahafahana mitady asa). Mampalahelo ihany ilay situation. Maro koa ire gasy eto laFrantsa, tsy mijanona mianatra na efa 45 taona aza satria @ izay, afaka mi-renouveller visa mba hijanonana eto. Ny tena marina koa dia ny tenako dia somary voafitaka tany Mada amin’ireny resaka brochure atao’ny “établissement” privé ety ireny, écoles privées sns, ka tonga taty nieritreritra hoe hianatra dia ahita asa any eo, kay ny réalité aty tena hafa Ary mahadiso-fanatenana.

Tsy ho lazaiko intsony ireo fasahiranana naka visa tany @ ambassade tao tana, fa nangatahany daholo ireo antontan-taratasy isan-karazany plus ny emmerdemment rehetra. Misy namako izao nisafidy Quebec, fa tena tsy mitovy ilay procedure de visa ary tsara lavitra ny experience-ny any raha hoe comparer-na @ ny experience-ko. Izy, efa nahita asa ary hanomboko procedure mba ahafahana hipetraka ao Laval. Misy namako any Bremen ary Stuttgart no mianatra fa efa nahazo visa de 3 ans ary efa miasa any allemagne any; ary ilay ao Bremen kosa, mbola mahamita fianarana.

 

Ny tenako na ny tenanay (ny majorité anay malagasy aty, izay vao tonga haingana taty) eto LaFrantsa, dia mampalehelo ihany fa dia tsy maintsy ho hody any Dago satria nifidy an’ity LAFrantsa tsy manjary ity!!! MANALIKA NY VISA KANEFA OPPORTUNITE ATODY!!! Maro izahay Gasy eto samy tsisy asa, tsisy promesse d’embauche…rien!!! hody daholo dia une fois any dago, mety hitady lalana hafa indray fa leo miaritra eto Frantsa eto!!

Na zany aza, tsy tena mahatamana intsony ilay aty (na hoe nisy fotoana nahafinaritra aza teto, sy ny hoe afaka ni voyage kely taty Eoropa aza izaho), sairia ny fihainana ata dia Metro-boulot dodo, routine be, moa koa ny olona, somary misy toetra no sady manao fisainana hoe “tu es chez nous, tu vas manger notre pain, tu vas piquer notre boulot”. Izay no tena tsy tiako eto Frantsa eto (na dia hoe mahafinaritra aza ny majorité an’ireo namana ao am-pianarana), ilay mentalite frantsay efa TENA NIOVA BE mihitsy ary mia ratsy hatrany. Mahafantatra Malagasy aho tonga teto t@ 2002-2003, fa etna HAFA BE ny experience-n’i ry jareo. Ireo mora nahita asa, ary tsy dia victime n’na resaka racisme loatra comparé @ zao izany; no koa, mbola ça vaça va ny fangalana visa tao @ ambassade.

Ilay namako lasa nianatra tany Allemagne (any Bremen), fa tena tsy mitovy ny expérience-nay. Izy, tena tsapako hoe “joyeuse” izy any Ary efa manampitra ny diplome d’ingénieur, ary fantatro fa ahazo 2 na 3 taona izy hitadiavana asa (fa tay 6 mois key kahihatra key aotran’ny eto LaFrantsa eto). Hitako izy hoe Etsy nanenina t@ choix-ny nakany Allemagne. Noteniny hoe any koa misy racisme, fa raha Samy hiaritra hoy izy, aleo aza miafy fanavakavahana aty @ rainiboto aty (satria any misy lalana enditra be momba’ny resaka discrimination, fa tay aotrany eto France) toa izay any Frantsa any.

 

Fa ny tsara kely aty fotsiny, dia ny resaka allocations logements izay manampy kely sy ny resaka securite sociale. Izaho aloha, tena tsorika fa lasa mi-profite satria leo ao @ ilay fisainana frantsay eto; sady na tsy maka allocations aza ianao, dia heverin’ireo fa “mpihinana sy mpanararaotra allocations sy secu” foana, ka amiko, raha ho Samy hifanambany sy hifanenfrika aotran’izany, aleo tonga dia manararaotra ihany. Izaho izay, na grippe kely aza, dia efa angatahako remboursement any @ secu eto fa leo aho. Misy namako miteny hoe, manandrama mitady asa (fa n’espere pas trop), dia en meme temps, mitadiava lalana hafa fa aza mipetraka eto fa eto efa tsk mamely intsony. Misy namako mianatra any Quebec, nail tany dago 3 taona lasa koa, fa efa mi-beneficier an’ilayprogramme d’experience any sahady, ary efa nahita asa meti2. Any koa, ny Quebecois malaza hoe “mafana2” kokoa ary tsy dia manavaka aotran’ny aty Frantsa aty. Faire izao ny Gasy fantatro any efa manana situation daholo. Amigo, aleo aza miada “hiver extreme “ toa izar miafy “resume sy chomage to La Frantsa eto ary izao aho vao manontany tena hoa fa maninona loatra ny namana Gasy any Dago mambo an’ity ho any Frantsa any e? Ny asa gidra2, ny olona mandreraka, ny favoritisme enjana, ny insecurite koa efa mitomba miaraka @ terrorisme izay tena atahorana (izany mandray metro zany dia mifampitazana fotsiny..lasa misy paranoia be ny olona aty izao fa tena tøy aotran’ny taloha intsony).

 

CONSEILS-KO MBA TSY HO VERY FOTOANA SY VOLA ATY LA FRANTSA ATY:

Ho anareo Malagasy monina eto Frantsa:

Izaho aza izay mieritreritra ny hiala eto, fa ianareo Malagasy monina eto Frantsa eto, raha izaha ianareo, araraoty ihany ny rsesaka securite sociale sy allocations ireny, ary miezaha miasa aty Frantsa, @zay, matanjaka ny retraite any aoriana, ary surtout, miezaha mihaina lava (maharitra), @izay afaka manararaotra ny systeme de retraite aty tsara raha mihaina mateza sy maharitra.

 

Ho an’ireo mpianatra izay mikasa ho aty: marina fa “il y a des hauts et des bas”, fa miheritrereta tsara. Raha ho aty ianareo, aza dia mifidy an’ireny institut privé ireny (sauf ireny tena efa réputé mondialement) fa ny ireny mahazana, vola fotsiny no tadiaviny, nef try dia hitako hoe inn no tena mampihavaka azy @ oniversite public. Sady, mahazana, ireny insitut privé ireny, na “homologués” aza, dia try izay lontra no hanome chance-nao any aoriana ahitana asa eto Frantsa (ny eto koa moa efa mihidy be daholo no sady misy favoritisme hoy aho tetsy ambony…tena misy io indrindra moa depuis an’iny resaka Charlie hebdo iny!!!). De plus, misy lehilahy Gasy izay nifindra monina any Singapour any fa efa leo ny teto (tse neta nahazo asa mihitsy, nefa mahay), dia izy nianatra t@ ireny institut privé ireny (genre inlay institut tara brochure be misy mpianatra mitsiky be sy joeyeux be ireny mihitsy ilay izy, tany Lyon tany), fa tena izao, lasa mi-trimme mikarakara papier satrie ilay institut io tsy “reconnu” (néfaste homologué par le Gvt français io institut io eto Frantsa eto). Izay izy, voatery tsy satry mianatra erin-taona sy tapany any Singapour ahazahoana diplome équivalent. Izay inlay hoe…aleo Tihany imantara amin’na “université publique” fa ireny Mahayana reconnu fana, no sady gratuit. Aleo aza amiko, vai vita ny cab any Dago, dia miditra université publique aty fa try miditra cursus privé ireny, fa indraindray ireny piège no sady vola fotsiny, indrindra moa redefa mampiseo an’ireny brochure be mpianatra mitsiky be na mitady hampiseo “cursus aotrany diso idéal” ireny, dia aleo mitandrina!

 

TOROHEVITRA MANOKANA SATRIA MOA EFA MANAHIRANA NY MAKA VISA HO AN’I LA FRANTSA, DIA ALEO MIJERY TOERANA HAFA FA TSY LA FRANTSA IHANY ANIE NO AHAZO HIANARANA RE OLONA O!

 

Izaho aza izao, misy havako mitady fianarana aty ivelany aty, fa tena teneniko hoe “Mijereva université coté Allemagne, na Espagne” raha tia ho eto Eoropa, na aleo aza koa mandera Suède any fa any koa malaza hoe tsara ihany hono. Na koa, mana aotran’ilay GAsy namako hoe makany Quebec, io koa hevitra tsara; misy havako koa lasa nianatra any Afrique du sud any (any Le Cap, fa any koa malaza tsara no mahafinaritra be ny mponina).

Fa i Frantsa iray , Belgique roa (andro ratsy, mponina raciste no mpanavakavaka, terrorisme koa feno, manoroan-dava, be an’ireny “obédés sexuels ireny..mahatsiravina), ire dia firenena Samy carotta ahazahoana visa, no sady manomboka mankahala vahiny, indrindra isika avy aty Afrika, no be préjugés, no sady tsy misy asa fa asa manambany no misy raha ho hisy aza fa ireny koa ange aty efa hiadiana @ afrikana ee!

Ny eto Frantsa eto izao, amin’ireo malagasy fantatro, raha hoe misy 50 izy ireo, eo @ 30-35 eo ho eo no manenina hoe nakaty LaFrantsa nianatra. Firy izay no niteny tamiko hoe “raha fantatro zao, aleoko tany Allemagne no nanao inscription…” na koa hoe  “aleoko lavitra mihitsy miafy hiver quebecois toy izay miafy mentalite frantsay…”. ny sasany moa dia tonga dia manao mihitsy hoe “sarotra tsisy hilavana anzy ny fangalana visa tany dago nefa lety eee… tonga aty ianao, vonga*** ny opportunite sy ny fihainana, ny olona miavona t**, ny asa tsisy, ny racisme tena lasa lot du quotidien, ny climat, mampi-deprime”….Firy ireto Malagasy mitaraina eto fa tena gaga tena gaga aho hoe mbola misy ihany ny Gasy maka visa any Dago any nefa ny aty Frantsa aza, efa comme j’ai dit teo hoe, ZERO MANATODY NY OPPORTUNITES (normal satriany Frantsay aza moa mianan’ny ****** mitady asa ka nahoana ianao vahiny indray no omeny CDI???)! Tsy elao aza ve mianatra 6 mois teny rainiboto any dago, dia tonga dia mi-viser Allemagne raha izaho ianareo!!!! Izaho aloho tsoriko fa raha afaka namerina fotoana, dia izay no nataoko, na koa, nakany Quebec directement, izao ahy mety efa nahita asa tany sy nanomboka nieritreritra hitoetra any; izao voatery mody satria aty Frantsa!! Araka ny teneniko eto, maro ireo Malagasy fantatro aty tena manao fiteny hoe “si j’avais su, j’aurais choisi le Quebec”, na hoe “aleo miaritra atsika any Montreal na any trois-rivièresany toa izay miaritra fisanan’lika an’ireto frantsay ireto!!!!”; misy Malagsy iray izay aza tena miteny mihitsy hoe “La France, c’est vraiment un pays de m****!!!”. Maro ireo Malagasy tonga aty izay lasa tena manenina manenina betsaka mihitsy ary tena maro no déçus!!!! Aleo ihany re olona tsy dia tsy dia manaraka ny fanaon’ny maro hoe milahitra ao @ ambassade ao fa tena fanenenana no betsaka aty aoriana! aleo aza miaritra atsika be any Quebec any na racisme any Allemagne (i Frantsa koa lasa firenena raciste ary mpanavakavaka be mihitsy fa aza diso miheno olona hoe tsara aty patatipatata fa aty efa tena ZERO MANATODY na ny environnement social aza); moa koa ianao aty, aza manatena CDI izany fa dia miasa asa tsisy fotony sy manalika eny fotsiny!!!
Izay mihitsy no nahatonga an’ahy nanampakevitra hoe aleo manoratra @zay, mba engany ka hitanareo malagasy any Dago any ity message ity, mba ahafahanareo mionana mialoha, na koa mifidy destination hafa tsotra izao, na koa mi-éviter an’ity firenena ity fa aty aloha, efa nofi2 izany hoe mahita asa mora izany sy ny hoa ahazo CDI izany e! ATy ianao izany, condamne hiverina dago foana satria 6 mois izany anie tsy ampy eeee (amin’ny maha alika fisainana an’ireto frantsay, dia ataony expres hoe fohy kely ilay temps hitadiavana CDI aty, nefa raha mianatra any allemagne ianao, dia tena mahazo 2 moa sa 3 ans mihitsy izy izay, no sady ny racisme any Allemagne henoko hoe ça va ihany, zaka ary hazo hiafiana ihany fa izy aloha tsy pire no ny eto Frantsa eto…eto tena grave be mihitsy fa mody saromaromana ao). Aleo aza tonga dia miafy any @ rainiboto any na any Suède any (any koa misy Malagasy vitsi2 mianatra), na any Pays-Bas, na Quebec (any mba hoe misy lalana na hoe mangitsy be aza…tsy aleo ara ve izany re olona!!!)

 

Charger d'autres articles liés
Charger d'autres écrits par conseilsmalala
Charger d'autres écrits dans Non classé

Laisser un commentaire

Consulter aussi

Aleo ihany mividy fiara mahazaka gidragidra satria mandany vola – mieux vaut investir dans une belle marque car sinon, cela gaspille de l’argent!

Les voitures françaises sont-elles de mauvaise qualité ? La fiabilité des Renault, Citroën…